Nazareta

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Nazareta dia tanàna ao avaratr'i Israely any Galilia. Araka ny lovantsofina kristiana dia ao no tananan'i Josefa sy i Maria izay nitaizan'izy ireo an'i Jesoa tamin'ny fahazazany.